|
|
|
|

Entry1  ranombary tsy masaka
Elementary words  2 rano, 3 vary, 4 tsy, 5 masaka
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1]
Analogs  8  faodranomaso, 9  kofehy, 10  rambondamba, 11  solontsosoa, 12  zaralevenana

Updated on 2025/12/08